FIP – ADY AMIN’NY TSY FANDRIAMPAHALEMANA ANY AMIN’NY FARITRA : MIISA 05 NY JIOLAHY LAVON’NY POLISY NANDRITRA NY 03 ANDRO

1️⃣ Ny 09 jolay lasa teo dia miisa 02 ny dahalo lavon’ny balan’ ny FIP tao Maintirano raha saika nanafika tanàna iray tany an-toerana niaraka tamin’ny namany .
2️⃣ Ny 11 jolay indray dia jiolahy 02 indray efa gaigilahy amin’ny fanafihana mitam-piadiana no lavon’ny balan’ny Polisy tao Toamasina .
3️⃣ Tsy ela fa Omaly dia jiolahy mitam-piadiana mahery vaika mpaka an-keriny indray koa no voatifitra ary namoy ny ainy tao amin’ny kaominina Ambohijanahary faritra Alaotra mangoro
👮‍♂️🚔Saika nahitam-bokany tsara hatrany ny asan’ny Polisy avy amin’ny hery vonjy taitra (FIP) amin’ny ady atao amin’ny tsy fandriampahalemana any amin’ny faritra.
🚨Mitohy ny asa fiarovana ny vahoaka sy ny fananany ataon’ny Polisim-pirenena

FIP – ADY AMIN’NY TSY FANDRIAMPAHALEMANA ANY AMIN’NY FARITRA : MIISA 05 NY JIOLAHY LAVON’NY POLISY NANDRITRA NY 03 ANDRO

Vous pourrez aussi aimer