✅ Ny taona 2020 « Ra Mousta » no nahavita nanolana sy namono vehivavy iray nitondra vohoka ary efa voasambotry ny Polisy ka nigadra tany Tsiafahy.
✅ Tafavoaka tany am-ponja indray izy ary nanohy ny asa ratsiny , mbola nangalatra sy nahafaty olona indray ny volana Aprily lasa teo.
? Nifanehatra tamin’ny Polisy tetsy Anosibe ity olon-dratsy ary voatifitry ny SAG ka tsy tana intsony ny ainy ary izao nitarika ny fahafatesany izao

SAG – MPANOLANA SADY MPAMONO OLONA : VOATIFITRA TETSY ANOSIBE RA MOUSTA

Vous pourrez aussi aimer