DOS – AKANY AMBATOLAMPY : MITOHY NY FANAMPIANA AZON’IREO ANKIZY TAIZAIN’NY POLISIM-PIRENENA

✅ Tonga nitsidika ny akany fitaizana Zaza kamboty ao Ambatolampy ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny Polisim-pirenena. Nitondra fanampiana ho an’ ireo ankizy ny Contrôleur Général de Police N’DIAYE Jean Meambly mivady .
✅ Taratatasim-bola , sakafo isan-karazany, kilalao maro samihafa moa no fanampiana azon’ny ny akany ary izao no tanteraka dia noho ny fiaraha-miasa nisy teo amin’ny orinasa Jumbo score sy ny Polisim-pirenena.
DOS – AKANY AMBATOLAMPY : MITOHY NY FANAMPIANA AZON’IREO ANKIZY TAIZAIN’NY POLISIM-PIRENENA

Vous pourrez aussi aimer