AKAN’NY FITAIZANA ZAZA KAMBOTY – MSOP AMBATOLAMPY. NAHAZO SOLOSAINA AVY AMIN’NY ORINASA SIKA/MADECASSE NY AKANY

Tonga nanolotra solosaina miisa 20 ho an’ny Akany Fitaizana zaza kamboty beazina ao Ambatolampy ny Orinasa SIKA izay isoloan’ny MADECASSE tena eto Madagasikara ny alahady 09 Jolay 2023.
🕴️🤝Tonga nanolotra izany ny Filoha Tale Jeneralin’ny orinasa, Andriamatoa David mivady, ary nandray izany kosa Andriamatoa Minisitry ny filaminam-bahoaka, ny ContrĂ´leur GĂ©nĂ©ral de Police RANDRIANARISON Fanomezantsoa sy ireo mpiara-miasa aminy eto anivon’ny Polisim-pirenena.
âś…Izao no natao ho fanampiana ireo ankizy amin’ny fikarohana sy hanarahan’izy ireo ny fivoaran’ny teknolojia amin’izao vanim-potoana izao.
âś…Nisaotra ny orinasa SIKA Andriamatoa Minisitra fa tena ilain’ny ankizy tokoa izao fanomezana izao, hanampy azy ireo amin’ny fivoarana eo amin’ny lafiny fianarana sy fikaroha

AKAN’NY FITAIZANA ZAZA KAMBOTY – MSOP AMBATOLAMPY. NAHAZO SOLOSAINA AVY AMIN’NY ORINASA SIKA/MADECASSE NY AKANY

Vous pourrez aussi aimer