CSP 3 – LEHILAHY NANGALATRA TETSY BEHORIRIKA : MPIANATRA HO POLISY AM-PERINASA NO NOEZAHINY NALAINA NY KITAPONY SAINGY TRATRA IZY ARY NILATSA-DRANOMASO NANENINA NY AMIN’NY NATAONY

✅ Mba hahafahan’ilay mpianatra ho Polisy manatanteraka ny asany amin’ny fiambenana ireo olona mpiandry bus etsy behoririka dia nohesoriny ny kitapony ary napetrany tamin’ny toerana iray tsy lavitra teo. ✅ Tovolahy iray nihaodihaody teo akaiky teo no nitondra gony ary

FANADINANA BEPC : NOZARAINA TOHAN’ AINA IREO ANKIZY MPANALA FANADINANA MISAKAFO MANODIDINA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA

FANADINANA BEPC : NOZARAINA TOHAN’ AINA IREO ANKIZY MPANALA FANADINANA MISAKAFO MANODIDINA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA ✅ Marobe ireo ankizy mpanala fanadinana BEPC eto amin’ny LMA Ampefiloha tsy afaka mody fa misakafo atoandro eto ampitan’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka. ?‍♂️ Tsy nijery azy