FANADINANA BEPC : NOZARAINA TOHAN’ AINA IREO ANKIZY MPANALA FANADINANA MISAKAFO MANODIDINA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA

✅ Marobe ireo ankizy mpanala fanadinana BEPC eto amin’ny LMA Ampefiloha tsy afaka mody fa misakafo atoandro eto ampitan’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka.
?‍♂️ Tsy nijery azy ireo fotsiny amin’izao ny Minisitra fa nizara tohan’aina ho an’ny mpiadina ho fanomezana hery amin’ny fiatrehana ny fanadinana.
? Mirary soa azy ireo ho afaka BEPC soa aman-tsara

FANADINANA BEPC : NOZARAINA TOHAN’ AINA IREO ANKIZY MPANALA FANADINANA MISAKAFO MANODIDINA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA

Vous pourrez aussi aimer