BC3 – BC4 FANAFIHANA TOKANTRANO IRAY TETSY ANKADINDRAMAMY : VOASAMBOTRY NY POLISY IZY 07 MIANADAHY NANAO ILAY FANAFIHANA NIARAKA TAMIN’NY BASY

✅ 03 andro taorian’ny fanafihana mitam-basy nataon’ireo olon-dratsy tamina tokantrano iray tetsy Ambohidahy Ankadindramamy dia tra-tehaky ny Polisy avokoa ireto jiolahy miandahy miambavy ireto .
✅ Nisy tamin’izy ireo no nanao ny asa fanangonam-baovao mahakasika ilay trano ho tafihina, ny hafa nampindrana Basy hoentina manafika ilay tokantrano, tao no nandray anjara mivantana nanao ny fanafihana ary ny sasany nandray sy nanafina ilay entana halatra tany amin’ny toerana nisy azy

BC3 – BC4 FANAFIHANA TOKANTRANO IRAY TETSY ANKADINDRAMAMY : VOASAMBOTRY NY POLISY IZY 07 MIANADAHY NANAO ILAY FANAFIHANA NIARAKA TAMIN’NY BASY

Vous pourrez aussi aimer