FITSIDIHANA ARA-POMBAM-PANAJANA : NITSIDIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA NY AMBASADAORO ISRAELIANINA

???? FITSIDIHANA ARA-POMBAM-PANAJANA : NITSIDIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA NY AMBASADAORO ISRAELIANINA
?Tonga nitsidika ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka teto amin’ny toeram-piasany teto Anosy ny Masoivohon’ny Israely eto Madagasikara, Andriamatoa Eli Belotsercovsky ny alakamisy faha 27 oktobra 2022.
✅Noresahana manokana ny mahakasika ny fanamafisana fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta.
✅ Navoatran’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka ihany koa ny fomba hanatsarana ny Polisy eo amin’ny lafiny fampiofanana sy fampitaovana azy ireo hoentiny miaro ny manampy ny vahoaka malagasy.

FITSIDIHANA ARA-POMBAM-PANAJANA : NITSIDIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA NY AMBASADAORO ISRAELIANINA

Vous pourrez aussi aimer