CC ATSIMONDRANO – FISAFOANA AN’ELAKELAN-TRANO MANDRITRA NY FAHATAPAHAN-JIRO : MPANENDAKA MIISA ROA TRATRAN’NY POLISY NANENDAKA OLON-DEHIBE

✅ Ray aman-dreny 62 taona no noendahin’izy roalahy ireto teny Ambohimanatrika, omaly tokony ho tamin’ny 08ora hariva
?‍♂️? Ny Polisim-pirenena izay manamafy ny fisafoana an’elakelan-trano hisorohana ireo mpanao ratsy mandritra ny fahatapahan-jiro moa no nahasambotra azy roalahy rehefa avy nanendaka ilay rangahy lehibe. Ity farany izay naratra ary noentina avy hatrany teny amin’ny hopitaly HJRA Anosy.

CC ATSIMONDRANO – FISAFOANA AN’ELAKELAN-TRANO MANDRITRA NY FAHATAPAHAN-JIRO : MPANENDAKA MIISA ROA TRATRAN’NY POLISY NANENDAKA OLON-DEHIBE

Vous pourrez aussi aimer