– Ady amin’ny halatra isan-karazany
– Nandritra ny fidinana ifotony nataon’ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Kaomisaria Boriborintany faha-05 Mahamasina, teny amin’ny tobim-piantsonana Fasankarana, ny 05 Septambra 2026, tokony ho tamin’ny 07 ora sy sasany maraina, dia lehilahy roa no tratra ambodiomby teo am-panaovana harom-paosy.
– Nisy ny hetsika manokana, izay nanaovan’ireo Polisy fanamiana sivily, ka nahatratrarana ireo olon-dratsy roalahy ireo.
– Fomba fiadin’izy ireo ny manararaotra ireo olona misisika taxi-be ka mifangaro anaty olona ao.
– Nentina avy hatrany teny anivon’ny Kaomisaria izy ireo, ho tohin’ny fanadihadiana momba ity raharaha ity.

 

FASANKARANA : MPANGAROM-PAOSY ROALAHY IKOIZANA TRATRAN’NY POLISIMPIRENENA AMBODIOMBY TEO AM-PANATANTERAHANA NY ASA RATSINY.

Vous pourrez aussi aimer