FARAFANGANA : OLONA EFATRA VOASAMBOTRA NOHO NY RESAKA VAKY TRANO, TAFAVERINA AMIN’NY TOMPONY IREO ENTANA

👉Ady amin’ny tsy fandriampahalemana 📌Nisy trangana vaky trano ny 08 Septambra 2026, tao Fenoarivo, Kaominina Ambonivohitra Farafangana. 🕵️‍♂️ Nandritra ny fanadihadiana, lehilahy 24 taona, izay olona natokisan’ny tompon-trano, no fantatra fa tompon’antoka tamin’ny fangalarana. 🖥️ Televiziona iray, firavaka volamena, peratra,

ANALAMAHITSY : LEHILAHY IRAY MAMON-DRONGONY KA NANAKORONTANA NY FIARAHA-MONINA, VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA

🚨 Fametrahana fandriam-pahalemana maharitra. 📅 Rai-mpianakavina iray no nentin’ireo Polisy miasa ao amin’ny Paositra Ankerana, tao amin’ny Kaomisarian’ny Boriboritany Faha-8 Analamahitsy, ny 12 Septambra 2026. 👮‍♂️ Nanakorontana ny fiarahamonina misy azy ity lehilahy ity ary efa fanaony matetika izany rehefa

FIAROVANA IREO OLONA MAREFO : ZAZALAHY VERY TENY IVANDRY SY TOVOVAVY ROA TENY ANALAMAHITSY, NORAISIN’NY POLISIMPIRENENA AN-TANANA ARY EFA TAFAVERINA AMIN’ NY FIANAKAVINY.

🚔 Ady amin’ny fahaverezan’olombelona. 👉 Teny Ivandry La City, zaza lahy 10 taona very ka tsy nahatadidy ny toerana misy ny tranony no hitan’ireo Polisy nanao fisafoana ny 12 Septambra 2026 tamin’ny 12 ora sy sasany alina. 📌 Araka ny