🚠Ady amin’ny fidorohana sy fiparitahan’ny zava-mahadomelina 🎯 Nahazo vaovao avy amin’ny olona tsara sitrapo ny Polisy avy ao Imerintsiatosika, ny antoandron’ny Alarobia 09 Septambra 2026, fa misy olona mivarotra rongony, ao amin’ny Fokontany Miakadaza. 🚔Nidina teny an-toerana avy hatrany
