OLONA 11 VOASAMBOTRA NANDRITRA NY HETSIKA FAMPANDRIANA FAHALEMANA TAO MAHAJANGA

👉 Ady amin’ny asan-jiolahy sy fanamafisana ny filaminam-bahoaka. đŸ‘źâ€â™‚ïž Nandritra ny herinandro, dia nahitam-bokatra hatrany ny hetsika fampandriana fahalemana nataon’ny Polisimpirenena tao an-tampon-tanĂ nan’i Mahajanga. Miisa 11 ireo olona voasambotra tany amin’ireo faritra samihafa, anisan’izany Amborovy, Ambondrona, Amparihigidro, Mahavoky Atsimo sy

MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA : NAMAFISINA NY ADY AMIN’NY KOLIKOLY TAMIN’NY ALALAN’NY FAMETRAHANA NY POLITIKA ANATINY HIADIANA AMIN’IZANY.

đŸ’· Ady amin’ny kolikoly. ☑Tontosa ny Talata 22 Septambra 2026, tao amin’ny Fitaleavana misahana ny Fikarohana sy Fampiofanana Mitohy Antanimora, ny fanolorana ny Politika anatiny Iadiana amin’ny Kolikoly (Politique Interne de Lutte Contre la Corruption) eo anivon’ny fitantanan-draharaham-panjakana eto amin’ny