đ Fijerena ny lafiny maha-olona đïž Lanonana roa sosona no notanterahina ny Alarobia 16 Septambra 2026, tetsy aminâny Sekolim-pirenena Ambony ho anâny Polisy (ENSP) Ivato. đ Nanomboka taminâny fametrahana galona ho anâireo Polisimpirenena nahazo fisondrotana manokana aminâny laharam-boninahitra izany. Izao
