👉 Ady amin’ny heloka bevava sy fanenjehana ireo nahavanon-doza 👮‍♂️ Naharay fitoriana momba ny fahaverezana tovolahy roa ny Polisy ny 13 Septambra 2026. Niala tao an-tranony izy ireo ny 11 Septambra 2026 ary rehafa natao ny fikarohana dia hita faty
