đ Ady aminâny tsy fandriampahalemana đźMitohy hatrany ny fiarahamiasa eo amin’ ny mpitandro ny filaminana sy ny Andrimasom-pokonolona ao Antananarivo Renivohitra, miaraka aminâireo tomponâandraikitra eny ifotony toy ny Vaomieranâny Fandriampahalemana, ho fanamafisana ny filaminana sy ny fandriampahalemana aminâireo toerana sy
