HETSIKA BEMIDINA : OLONA MIISA 40 TSY NAHITANA KARAPANONDROM-PIRENENA TENY AMINY NANDRITRA NY FISAVANA

👮‍♂️ Nanao hetsika bemidina ny alin’ny 01 Septambra 2026 ny Hery Vonjitaitra ny Polisim-pirenena (FIP), niaraka tamin’ny Vondron-kery Manokana ny Polisimpirenena (USI), ho fanamafisana ny fitandroana ny filaminana. 🔎 Nandritra izany dia nisy ny « examen de situation » natao tamin’ireo olona