– Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. – Taorian’ny fahazoana angom-baovao avy amin’ny olom-pirenena tsara sitra-po momba ny tranga vaky trano tao amin’ny fokontany Ampotatra dia nidina teny an-toerana avy hatrany ny Polisy miasa ao amin’ny Hery Vonjy Taitra ao amin’ny Fitaleavam-paritra
