TSIROANOMANDIDY : LEHILAHY NAMONO NY VADINY, NIDOBOKA AM-PONJA.

🚨 Ady amin’ny heloka bevava. 📍 Nitrangana vono olona feno ratra tao amin’ny faritry Bongolava ny 14 Septambra 2026. ⚠️ Fifamaliana no nitranga teo amin’ireto mpivady tao amin’ny Fokontany Analatsifaka, Kaominina Soanierana, Distrikan’i Tsiroanomandidy ny maraina’ny 14 Septambara 2026. 🎯