📍Ady amin’ny asan-jiolahy. 🚔 Taorian’ny nahazoan’ny Kaomisarian’ny Boriborintany faha-7, 67 Ha, loharanom-baovao momba ny fisian’ireo entana halatra tao amin’ny tokantrano iray teny Ankasina ny 27 aogositra 2026, dia nidina teny an-toerana ny Polisimpirenena. Nahitana entana halatra maro tokoa tao amin’ilay
