👉 Ady amin’ny fiparitahin’ny zava-mahadomelina đźš” Lehilahy roa (02) nitondra rongony 16 gony no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny UIR sy Sampan-draharaha miady amin’ny zava-mahadomelina Antsirabe, nandritra ny hetsika « MAHOMBY » ny zoma 29 Aogositra 2026, tokony ho
