ANOSIBE ANGARANGARANA : NIDINA IFOTONY NANAO FISAFOANA AMIN’NY ALINA NITETY IREO ELAKELAN-TRANO SY TOERANA MAMAIVAY AMIN’NY RESAKA TSY FANDRIAMPAHALEMANA NY POLISIMPIRENENA NIARAKA TAMIN’NY VAOMIERAN’NY FANDRIAMPAHALEMANA

🛡️ Ady amin’ny tsy fandriampahalemana đźš” Manohy ny fisafoana amin’ireo toerana rehetra ahitĂ na trangana tsy fandriampahalemana manodidina an’i Anosibe Angarangarana ny alin’ny 08 Septambra 2026 ny Polisimpirenena, miaraka amin’ny vaomieran’ny fandriam-pahalemana. đź‘® Ity hetsika ity dia notarihin’ny Lehiben’ny Kaomisarian’ny Boriboritany