👉 Ady amin’ny asan-jiolahy sy ny tsy fandriam-pahalemana.
👮 Mpanendaka efa-dahy, mpangalatra kavina sy firavaka volamena no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny UIR, ny 19 sy 20 Oktobra 2026, tao Mahajanga.
📌 Ny iray tamin’izy ireo no tratra voalohany tao Marovoanio, raha voasambotra tao Tsararano Anosikely ny ampitso ny telo hafa rehefa natoron’ny namany.
🚨 Nandritra ny fisamborana ireo olona dia nahatrarana rongony teny amin’izy ireo.
âś… Nentina tao amin’ny Kaomisaria Foibe Mahajanga izy efatra hanaovana fanadihadiana alohan’ny anolorana azy ireo eo anivon’ny fampanoavana.
đźš” Manentana hatrany ny rehetra mba ho sahy hitoroka ireo mpanao ratsy fa tanana ho tsiambaratelo izany.
MAHAJANGA : MPANENDAKA EFA-DAHY, MANGALATRA KAVINA SY FIRAVAKA VOLAMENA VOASAMBOTRY POLISIMPIRENENA
