👉 Ady amin’ny asan-jiolahy sy ny tsy fandriampahalemana, fiarovana ny vahoaka sy ny fananany 👮‍♂️ Lehilahy iray nangalatra solosaina miisa roa no voasambotra nandritra ny fisafoana an-tongotra nataon’ireo Polisy avy ao amin’ny PPA2 Ankorondrano, niaraka tamin’ireo vaomieran’ny fandriampahalemana ny 13
