FIOFANANA MITOHY EO ANIVON’NY POLISIMPIRENENA : FANAMAFISANA NY FAHAIZA-MANAO ARA-TEKNIKA SY FANAJANA NY ZON’OLOMBELONA.

🛡️ Ao anatin’ny ezaka fanatsarana hatrany ny fahaiza-manaon’ny Polisimpirenena dia nisy ny fiofanana roa sosona izay nifantoka tamin’ny fanadihadiana ara-teknika sy ny porofo nomerika, ary ny fiarovana ny zon’olombelona sy fanarahana ny fenitra mifehy ny asan’ny Polisy. 🚔 Ny fiofanana

ANTANANARIVO RENIVOHITRA – KAOMISARIA FOIBE TSARALALANA / BAC / DTMU : FISAVANA SY FANARAHA-MASO IREO MPAMPIASA LALANA, INDRINDRA NY KODIARAN-DROA SY NY FIARA.

🛡️ Ady amin’ny tsy fanarahan-dalana sy fisorohana ny lozam-pifamoivoizana eto an-drenivohitra. 👮‍♂️ Noho ny fitomboan’ny lozam-pifamoivoizana matetika miseho dia nanao hetsika ny Polisimpirenena, niaraka tamin’ny BAC Tsaralalana sy ny DTMU eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, ny Alahady 18 oktobra 2026.

ANTANANARIVO RENIVOHITRA : JIOLAHY MIISA 13 VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA,MPAMAKY TRANO, MPANENDAKA, MPISOLOKY ARY MPIFOKA RONGONY.

👉 Mitohy ny ezaka hataon’ny Polisimpirenena amin’ny manoloana ireo tsy fandriam-pahalemana matetika miseho eto Antananarivo Renivohitra. 🎯 Mpangalatra fakan-tsary (camera de surveillance) iray voasambotra teo am-panaovana ny asa ratsiny tao Amparafara, Ambohimanarina. 📌 Mpangalatra akoho iray vosambotra teny Nanisana. Ny

FITALEAVAM-PARITRA FILAMINAMBAHOAKA ATSINANANA : VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA IREO TAMBAJOTRA MPAMAKY TRANO SY IREO MPANGALATRA SAMIHAFA

🛡️ Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. 👮 Nahitam-bokany ny ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana tao amin’ny faritra Atsinanana, izay notanterahin’ireo Polisy miasa any an-toerana. Anisan’ny vokatra azo tsapain-tanana tamin’izany ny fisamborana olona maromaro voarohirohy tamin’ny raharaha halatra samihafa. 🚨 ANKARAOBATO TANAMBAO VERRERIE