RAHARAHA FANAFIHANA TETSY AMIN’NY TSENAN’ANOSIBE : BASY ROA AZON’NY POLISIMPIRENENA, JIOLAHY IRAY MATY NANDRITRA NY FIFANJEVOANA, MITOHY NY FANADIHADIANA

🛡️ Fiarovana ny vahoaka sy ny fananany, ady amin’ny asan-jiolahy 🚔 Mbola mitohy ary ao anatiny tanteraka ny fanadihadiana momba ireo fanafihana mitam-piadiana niseho teto Antananarivo ny Polisimpirenena, ka isan’izany ilay nahafaty mpandraharaha tanora tetsy Anosibe Tsena tamin’ny tapaky ny