FITALEAVAM-PARITRY NY FILAMINAMBAHOAKA BONGOLAVA : HALATRA TAOLAM-PATY SY VAKY FASANA OLONA MIISA 06 VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA

🛡️ Ady amin’ny halatra taolam-paty sy ny vaky fasana 👉 Araka ny angom-baovao voaray teo anivon’ny SRPJ Bongolava, dia nisy olona voarohirohy ho tafiditra amin’ny halatra sy varotra taolam-paty tao amin’ny Distrikan’i Fenoarivobe. Nisy arak’izany ny fidinana ifotony ny Sabotsy

FITALEAVAM-PARITRY NY FILAMINAMBAHOAKA MATSIATRA AMBONY : OLOANA FITO NO VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA NANDRITRA NY HETSIKA MAHOMBY

🛡️ Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana sy fiarovana ny vahoaka sy ny fananany 👉 Nandritra ny hetsika « MAHOMBY » notanterahina teo anivon’ny Kaomisaria Foibe Fianarantsoa, nohamafisina ny fisafoana, ny fanaraha-maso, ny fikarohana ary ny fanadihadiana, indrindra tany amin’ireo toerana ahiana