🇹🇷 Nankalazaina ny Alakamisy 29 Oktobra 2026, ny faha-103 taona niorenan’ny Repoblikan’i Torkia ka natao tetsy Ambodivona ny lanonana fanamarihana izany. 📌 Ramatoa Masoivohon’i Torkia eto Madagasikara, S.E.M Halime Ebru DEMIRCAN, no nitarika ny fotoana. 🤝 Tonga nanome voninahitra izany
