– Ady amin’ny asan-jiolahy – Olona telo no voasambotry ny Polisimpirenena tao amin’ny Fitaleavam-paritra Analamanga ny talata 27 oktobra 2026. – Teny Ampasika, nandritra ny hetsika fisavàna kodiaran-droa, dia lehilahy iray no nahitàna zava-mahadomelina mahery vaika antsoina hoe « Cristal
