đźââïž Olona miisa 06 no voasambotry ny Polisimpirenena noho ny fandikan-dalĂ na samihafa samihafa tao aminâny Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka Ihorombe nandritra ny herinandro. đš Miisa telo voasambotra taorianâny fanafihana mitam-piadiana tao Antanambao, izay nahavery vola 16 500 000 Ariary. Voatazona am-ponja
