NAHASARIKA OLONA MARO NY KERMESY LEHIBE AO ANATIN’NY FANKALAZANA NY FAHA 65 TAONAN’NY POLISIMPIRENENA NOTONTOSAINA TETSY AMIN’ NY TRANOMBOKIM-PIRENENA ANOSY

🎉 Nofaranana tamin’ny fomba ofisialy ny Alahady 25 Oktobra 2026 ny Kermesy lehibe nokarakarain’ny FIVAPOVA Analamanga, tao an-tokotanin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-65 taonan’ny Polisimpirenena Malagasy. 🎪 Nandritra ireo telo andro, dia maro ireo hetsika nanintona ny

KAOMISARIAN’NY FILAMINAMBAHOAKA AMBOHIMANARINA : FAMPIOFANANA IREO VAOMIERAN’NY FAHANDRIAMPAHALEMANA NA NY VFP

➡️Notanterahina ny 23 Oktobra 2026, teo anivon’ny Kaominina Boriborintany faha-6, ny fampiofanana ireo Vaomieran’ny Fandriampahalemana (VFP). 🔷Ny Kaomisera Lehiben’ny Kaomisarian’ny Boriborintany faha-6, ny Commissaire de Police RAZAFINDRAZAKA Fenomanjato, no nitarika izany, niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy. 🟢Nandritra ny fampiofanana dia nohazavaina