– Fiarovana ny olona sy ny fananany – Roalahy malaza ratsy amin’ny halatra moto no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny Kaomisaria Fandriana. – Nisy ny fitoriana napetraky ny lehilahy iray lasibatra, ny 10 Oktobra 2026, mahakasika ny fahaverezan’ny moto
