👉 Ady amin’ny asan-jiolahy sy ny fanendahana. 👮‍♂️ Lehilahy 27 taona no voasambotry ny Polisy miasa ao kaomisaria Mahamasina ny 11 Oktobra 2026 tamin’ny 6 ora hariva. 🎯 Teo am-panendahana mpandalo andeha hody ity lehilahy ity no tratran’ireo Polisy nanao
