ANTANANARIVO RENIVOHITRA : MPANGALATRA MOTO MAMPIASA LAKILE « PASSE PARTOUT » VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA

👉 Ady amin’ny asan-jiolahy sy ny fiarovana ny fananan’ny olona 🏍️ Lehilahy mpangalatra moto raindahany iray no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny CSP 03 Antaninandro, ny 19 Oktobra 2026, taorian’ny nahatratrarana azy niaraka tamin’ny moto. 👮‍♂️ Araka ny fanadihadiana

ANTANANARIVO RENIVOHITRA : MITOHY HATRANY NY HETSIKA FANAMAFISANA NY FANDRIAM-PAHALEMANA SY FISOROHANA NY LOZAM-PIFAMOIVOIZANA, NAMPITOMBOINA NY FITILIANA NY TAHAN’NY ALIKAOLA SY FISAVANA IREO FIARA MIVEZIVEZY AMIN’NY ALINA ATAON’ NY POLISIMPIRENENA.

⚔️ Fisorohana ny lozam-pifamoivoizana sy fanamafisana ny fandriam-pahalemana. đźš” Tsy voatery miandry ny faran’ny herinandro ny hetsika manokana fisorohana ny lozam-pifamoivoizana ataon’ny Polisimpirenena ; ny alin’ny Alatsinainy 19 Oktobra 2026, dia nisy ny fisavĂ na ny tahan’ny alikaola amin’ireo mpamily fiara