– Fampiofanana mitohy eo anivon’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka – Polisy miisa 14 avy amin’ireo fitaleavana sy sampan-draharaha samihafa eo anivon’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka no nisitraka fiofanana manokana ho an’ny mpampiofana nandritra ny dimy andro. -Niompana tamin’ny teknika fampitana traikefa sy fahaiza-manao ny
