🛡️ Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. 👮‍♂️ Ny 12 oktobra 2026 tamin’ny 11 ora sy sasany atoandro amin’ny lera firavan’ny mpianatra no nisy nahatsikaritra ity lehilahy ity teo Behenjy Itaosy manaraka ireo mpianatra mirava avy ato aoriana. 🎯 Nampandre avy hatrany
