– Notanterahina ny 20 Oktobra 2026, tao amin’ny efitrano malalaky ny Cercle Antanimora, ny fanakatonana sy ny fampahafantarana ampahibemaso ny fintin’ny atrikasa fampizarana sy fampitomboana traikefa momba ny fisorohana ny herisetra ataon’ny Polisy, izay niarahana tamin’ireo Sampandraharaha momba ny Vonjy
