– Tontosa ny Alarobia 30 Septambra 2026 ireo hetsika ivon’ny fankalazàna ny faha-65 taonan’ny Polisimpirenena. – Natomboka tamin’ny hazakazaka manodidina ny farihin’Anosy sy ny Zumba tao amin’ny Kianja Barea, nanehoana ny firaisan-kina sy ny firahalahian’ireo Polisimpirenena izany. – Nitohy tamin’ny
