MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA : TONTOSA NY FAMARANANA NY LALAO ARA-PANATANJAHANTENA HO TOHIN’NY FANKALAZANA NY FAHA-65 TAONAN’NY POLISIMPIRENENA.

👉 Nifarana ny 05 Oktobra 2026, teny amin’ny Kianjan’ny Barea Annexe Mahamasina sy tetsy amin’ny kianja ACSA Ambohidahy, ireo lalao ara-panatanjahantena nokarakaraina tao anatin’ny fankalazana ny faha-65 taonan’ny Polisimpirenena. 🤝 Hetsika niavaka izay nampivondrona ireo mpandray anjara rehetra eto anivon’ny