MPIVAROTRA RONGONY MIISA TELO VOASAMBOTRA TAO TOAMASINA SY MAHANORO.

👮‍♂️ Ny 28 Septambra 2026, hetsika roa samihafa nataon’ny Polisy tany Toamasina sy Mahanoro no nahatrarana olona miisa telo izay mpamatsy sy mpivarotra rongony. 🔎 Tany Toamasina, tokony ho tamin’ny 05 ora maraina, taorian’ny fahazoana angom-baovao nandritra ny famotorana raharaha