👉 Ady amin’ny asan-jiolahy sy ny tsy fandriam-pahalemana. 👮 Mpanendaka efa-dahy, mpangalatra kavina sy firavaka volamena no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny UIR, ny 19 sy 20 Oktobra 2026, tao Mahajanga. 📌 Ny iray tamin’izy ireo no tratra voalohany
