– Ady amin’ny asan-jiolahy sy ny fanendahana – Mpanendaka roalahy no voasambotry ny Polisy miasa ao kaomisaria foibe Avaradrano ny Alahady 11 oktobra 2026 nandritran’ny fisafoana an-tongotra izay nataon’izy ireo tao an-tsenan’ Ambohitrarahaba. -vehivavy roa no niharan’ny fanendahana sy herisetra
