👉 Ady amin’ny asan-jiolahy sy ny fanendahana
👮‍♂️ Mpanendaka roalahy no voasambotry ny Polisy miasa ao kaomisaria foibe Avaradrano ny Alahady 11 oktobra 2026 nandritran’ny fisafoana an-tongotra izay nataon’izy ireo tao an-tsenan’ Ambohitrarahaba.
👉vehivavy roa no niharan’ny fanendahana sy herisetra nataon’ireto jiolahy ireto.
đźš” Notazonina ao amin’ny Kaomisaria Foibe Avaradrano izy roalahy ireo hanohizana ny fanadihadiana alohan’ny anolorana azy eo anivon’ny Fampanoavana.
âś… Ny Polisimpirenena dia mandray andraikitra amin’ny fiarovana ny vahoaka manoloana ireo olon-dratsy, aza misalasala mitoroka fa tanana ho tsiambaratelo tanteraka izany.
ANKADIKELY – AMBOHITRARAHABA : MPANENDAKA ROALAHY VOASAMBOTRY NY POLISY TENY AMBOHITRARAHABA
