🚔 Ny 05 Oktobra 2026, taorian’ny fahaverezana omby miisa 06 dia nanao fanarahan-dia ireo omby very tany Anjiabe, Antsalova, ny Polisy sy ny Tafika, niaraka tamin’ny fokonolona.
🐂 Nifanehatra tamin’ireo dahalo tao amin’ny kizon’i Masonjoany, avaratr’i Bemaraha Atsinanana ireo Polisy ka vaky nandositra ireo dahalo.
✅ Vokatr’izany, tafaverina soa aman-tsara avokoa ireo omby miisa 06 ary efa natolotra ny tompony avokoa.

ANTSALOVA : OMBY MIISA 06 LASAN’NY JIOLAHY TAFAVERINA AMIN’NY TOMPONY.

Vous pourrez aussi aimer