👉 Ady amin’ny halatra isan-karazany đźš” Nandritra ny fisafoana alina nataon’ny Polisimpirenena avy ao amin’ny FIP Menabe, ny alin’ny 07 Septambra 2026 tao Morondava, dia naharay fampandrenesana avy amin’ny olon-tsotra tao Namahora Atsimo izy ireo fa nisy olona roa nampiahiahy
