KIDNAPPING-KALIDAS: VOASAMBOTRY NY BC1 TETSY ANALAKELY NY LEHILAHY IRAY NANDRAY ANJARA TAMIN’ILAY FAKANA AN-KERINY ILAY TERA-TANY KARANA TETSY ANTANIMENA, EFA MIZOTRA TSIKELIKELY MAKANY AMIN’NY FIKAROHANA IREO TOMPON’ANTOKA REHETRA NY FANADIHADIANA

Mizotra tsikelikely ny fikarohana izay ataon’ny “Service Central des Affaires Criminelles” na SCAC etsy Anosy mahakasika ny raharaha fakàna an-keriny tera-tany karàna iray teny Antanimena (Kalidas) Ny 10 aprily 2018 lasa teo tokoa mantsy dia voasambotry ny Polisy misahana ny