Fampiharana ireo fihetsika ara-dalàna rehetra mialoha sy mandritra ny fanakanana fiara na moto, fanovana ny fomba firesaka entina manaja ny mpamily . Fihetsika iray entin’ny Polisim-pirenena hanakaikezana hatrany ny vahoaka ny fomba fiasa toy izao mba hanabeazana ny olom-pirenena ao anatin’ny fanarahana ny lalàna.

POLICE DE LA ROUTE : MANAJA NY MPAMPIASA LALANA AMIN’NY ALALAN’NY FOMBA FIHETSIKA SY FOMBA FITENY

Vous pourrez aussi aimer