ZAIKABE FIVAPOVA ANTSIRANANA 2022 : NY FARITRA ANALAMANGA NO NAHAZO NY AMBOARAN’NY MISS RAHA LASAN’NY FARITRA BONGOLAVA KOSA NY MISS MAMAN

Fifaninanana ara -kolontsaina maro samihafa no notanterahina tany Antsiranana nandritra ity zaikabe fahatelo nataon’ireo fikambanan’ny Vadina Polisy sy Polisy Vavy ity.
? Anisan’ny fifaninanana nisongandina tamin’izany ny fifaninanana hatsaran-tarehy sy bika ka nibata ny fandresena tamin’izany ny faritra ANALAMANAGA teo amin’ny sokajy miss raha ny faritra BONGOLAVA kosa no nahazo ny Miss Maman.
? Teo amin’ny fifaninanana vako-drazana indray dia lasan’ny faritra BETSIBOKA ny amboara. Ankoatra ireo moa dia nisy ihany koa ny famelabelaran-kevitra sy ny fivoriambe nataon’ny mpizaika .
⛱️ Nofaranana tamin’ny fitsangatsanganana teny amoron-dranomasina ny fotoana omaly sabotsy 20 Aogositra ary any Toamasina indray ny fotoana afaka 03 taona ( 2025) .

 

ZAIKABE FIVAPOVA ANTSIRANANA 2022 : NY FARITRA ANALAMANGA NO NAHAZO NY AMBOARAN’NY MISS RAHA LASAN’NY FARITRA BONGOLAVA KOSA NY MISS MAMAN

Vous pourrez aussi aimer