🖊️Tontosaina androany 16 Jona 2026 ny Fanadinam-panjakana voalohany ho an’ny mpianatra malagasy dia ny CEPE izany.
âś… Ankoatran’ny asa fiarovana ny fandriam-pahalemana amin’ireo ivontoeram-panadinana isanisany, ny fanampiana ireo raiamandreny sy mpianatra amin’ny fandraisana taxibe, ny fametrahana Polisy eny an-dalana rehetra mandrindra ny fifamoivoizana dia nizara ody ambava fo ho an’ireo mpianatra manala fanadinana CEPE ato amin’ny LycĂ©e Moderne Ampefiloha ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka sy ny Polisimpirenena.
📢Mitondra ny teny firarian-tsoa sy fankaharezana ho an’ireo mpanala ny fanadihanana CEPE rehetra manerana ny Nosy ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL, mba hitozo hatrany amin’ny fianarana ary ho tonga olom-pirenena vanona hampandroso an’i Madagasikara.

CEPE 2026 : MANOHANA SY MIRARY SOA HO AN’IREO MPANALA FANADINANA NY EO ANIVON’NY MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA

Vous pourrez aussi aimer