CSP2 – JIOLAHY VOATIFITRA TETSY FARAVOHITRA : POLISY NANAO FISAFOANA NIDITRA ELAKELAN-TRANO TAMIN’NY ANDRO ALINA NO NIFANEHATRA TAMIN’IREO JIOLAHY

✅ Tokony ho tamin’ny 09 ora alina teo dia Polisy nanao fisafoana no sady nanao fanamiana sivily niditra elakelan-trano eny Faravohitra mivoaka aty Ampandrana ka nifanehitra tamina jiolahy miisa 02 ka ny 01 nitam-basy.
✅ Teo am-panomanana ny asa ratsiny ireto olon-dratsy no nifanehitra tamin’izy ireo ary saika hampiasa ny fitaovana teny aminy ny iray tamin’ ireo jiolahy.
✅ Voatery nitifitra azy ny Polisy ka maty teo ihany ny iray raha tafaporitsaka kosa ny iray hafa.

CSP2 – JIOLAHY VOATIFITRA TETSY FARAVOHITRA : POLISY NANAO FISAFOANA NIDITRA ELAKELAN-TRANO TAMIN’NY ANDRO ALINA NO NIFANEHATRA TAMIN’IREO JIOLAHY

Vous pourrez aussi aimer